Tantara mikasika ny Emirà Arabo Mitambatra tamin'ny Janoary, 2019
Emirà Arabo Mitambatra: voaheloka higadra ilay mpandrindra ny sehatra fifanakalozan-kevitra an-tserasera
(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Tamin'ny 8 Aogositra 2007 i Mohamed Rashed al-Shohhi, mpandrindra ny sehatra fifanakalozan-kevitra an-tserasera ao amin'ny Ras Al-Khaimah ao Emirà...
Gazetiboky antserasera iray ao Emirà Arabo Mitambatra nodidiana hikatona
Nahazo baiko hitakatona ny Hetta, gazetiboky an-tserasera Emirà Arabo Mitambatra rehefa resy tamin'ny raharaha nanenjehan'ny orinasa Media Abu Dhabi azy. Nahazo sazy handoa onitra 5500 dolara Amerikana ihany koa ny lehiben'ny tonian-dahatsoratra, Ahmad Mohammed Bin Gharib ao amin'ny e-gazetiboky izay gazetiboky antserasera voalohany nivoaka tamin'ny taona 1996