Tantara mikasika ny Emirà Arabo Mitambatra tamin'ny Novambra, 2017
Bahrain: Nahoana Ny Biraon'i Al Jazeera No Nakatona?
Nambaran'i Bahrain fa vonjimaika no nanakatonana ny biraon'ny Fantsona Al Jazeera Mandeha amin'ny Zanabolana noho ny "fanitsakitsahana ireo fifanarahana arak'asa". Mihetsika amin'ny fampiroboroboana ity lahatsoratra ity ireo mpitoraka bilaogy sy mpibitsika - indrindra fa taorian'ny tsaho niely fa nakatona ny foibe any Katàra noho ny tatitra navoakany momba ny fahantrana...
Afovoany Atsinanana: Afaka Mampiroborobo Ny Revolisiona Sosialy Ve Ny Bilaogy?
Namerina namoaka ny lahatsoratra iray avy amin'ny tranokalan'ny fantsom-baovao CNN ilay bilaogera Saodiana Esam Mudeer ary nametra-panontanina - tamin'ny zava-niseho tamin'ny herinandro lasa teo tany amin'ny tontolo Arabo - raha toa afaka mandray anjara amin'ny revolisiona sosialy ny bilaogy Arabo.
Egypta: Mpanefoefo Voarohirohy Ho Namono Vehivavy Mpihira Iray
Nosamborina noho ny famonoana ny tovovavy mpihira Libaney iray monina ao Dubai ny lehilahy mpandraharahana mpanefoefo Egyptiana iray. Ireto ny fanehoan-kevitr'ireo bilaogera Egyptiana momba ity raharaha ity.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...