Tantara mikasika ny Emirà Arabo Mitambatra tamin'ny Jona, 2013
Fitaovana Breziliana Hamoretana Ny Mpanao Fihetsiketsehana Any Amin'ny Firenena Arabo
Brezila sy Etazonia no tena mpanondrana fitaovam-piadiana mankany Torkia. Ao anaty lisitry firenena arabo ny mpanjifan'ny orinasa breziliana eo amin'ny fampitaovana ifehezana ny rotaka i Emirà Arabo Mitambatra. Milaza ny orinasa fa tsy nivarotra tamin'i Bahraïn.