Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Emirà Arabo Mitambatra tamin'ny Janoary, 2008

Roandà : Fahatongavan'ny orinasa mpikirakira vola avy any Dobay

Fodé-Moussa Keita no mitatitra ao amin'ny Addax ny fikasan'ny orinasa mpikirakira vola avy any Dobay ny hampiasa vola mitetina 230 tapitrisa Dôlara [$] anivon'ny orinasan'ny fizahantany sy serasera any Roandà : Istithmar Real Estate est une entreprise qui vaut environ 6 milliards de dollars US et qui privilégie les investissements...

Emirà Arabo mitambatra: Mikatona noho ny fitsidihan'i Bush i Dubai

Seabee avy ao Dubai, Emirà Arabo Mitambatra, no tezitra amin'ny nanakatonana ny Emirà mandritra ny tontolo andro itsidihan'ny filoha Amerikana George W Bush any. Ny tena nahatezitra azy dia faritry ny tsenambarotra maro (izany hoe mikatona ho azy ny tsena) no tena iharan'ity fanakatonana ity.