· Febroary, 2011

Tantara mikasika ny Emirà Arabo Mitambatra tamin'ny Febroary, 2011

Nobodoina nymasoivoho Libyana ao Dubai ary nesorina ny saina!

  24 Febroary 2011

Ho valin'ny famonoana izay nitranga tany Libya sy ny tsy fahafahan'ny mpanao gazety manao ny asany, ny mpanao fihetsiketsehana ao Dubai, UAE, dia nankeny amin'ny masoivoho Libiana ny talata mba hitaky ny fanajanona ny fandatsahan-drà ary hanongana ny Kolonely Muammar Gaddafi.