Tantara mikasika ny Emirà Arabo Mitambatra tamin'ny Novambra, 2007
22 Novambra 2007
Emirà Arabo Mitambatra : Fisondrotan-karama 70%
Ny mpiblaogy Bo7amo0od [Arabo] monina any Kaoeta [Koweit | Kuwait] dia mampita ny fanapahan-kevitr‘ireo Emirà Arabo Mitambatra ny hanondrotra 70% ny karaman'ireo mpiasam-panjakana manomboka amin'ny taona ho avy. Amira Al Hussaini
10 Novambra 2007
Emirà Arabo Mitambatra: Omeo Rariny Alexandre
Iniana ampanginina sy afenina amin’ny pelipeli-pijerin’ny gazety eo an-toerana sy iraisampirenena amin’ny ankapobeny ny resaka fanolanana any amin’ny firenena Arabo. Fa nisy raharaha vao haingana izay nataon’ny famoaham-baovao iraisampirenena matoandahatsoratra no nihanahazo vahana tao amin’ny tontolombolongan’ny Emira Arabo Mitambatra. Tantara mampahonena no nahazo ity zazalahy Frantsay, antsoina hoe Alexandre Robert,...
07 Novambra 2007
Emirà Arabo Mitambatra : Nilatsaka ny orana tany Dobay !
Ny mpiblaogy Seabee izay monina any Dobay dia tsindrian-daona be ihany mitatitra sy mametraka sary satria nilatsaka ny orana [erikerika] tany Dobay : « I can't remember the last time we had rain – sometime last winter obviously – but we had a little bit today. » « Tsy tsaroako intsony izay...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...
Miarahaba an'i jentilisa. Ity no hasiako fanamarihana manokana "Tsy maintsy mahay manoratra amin'ny teny Frantsay ianao...