· Mey, 2011

Tantara mikasika ny Emirà Arabo Mitambatra tamin'ny Mey, 2011

Tontolo Arabo: Handray an'i Maraoka sy Jordania Ny Vondron'ny Fitondram-panjaka Arabo

  13 Mey 2011

Tamin'ny voalohany nihevitra ny tsirairay fa vazivazy na tsahotsaho ihany ny tao amin'ny Twitter. Taty aoriana, fantatr'ireo mpiserasera fa zavamisy marina tokoa fa tsy tsaho na vazivazy ka nampitokelaka ireo mpisiokantsera ny fahafantarana fa horaisina  tsara sy hiadian-kevitra ny fangatahan'i Maraoka ho mpikambana ao amin'ny Vaomieran'ny Fiaraha-miasa ao amin'ny Helodrano (CCG)....