Tantara mikasika ny Emirà Arabo Mitambatra tamin'ny Mey, 2019
EAM: Miomana hanakana ireo tranonkala manafintohina ny DU

Nanomboka nanakana ny fidirana amin'ny tranonkala heverina ho "manimba saina" sy mahatohina ny "soatoavina ara-kolontsaina, sosialy ary maoraly" ny DU, ilay mpanome tolotra aterineto faharoa any amin'ny faritra malalaka ao amin'ny Emirà Arabo Mitambatra.