Tantara mikasika ny Emirà Arabo Mitambatra tamin'ny Oktobra, 2018
Fifangarona mahafaty: Ny fomba fampiasan'ny governemanta ao MENA ny lalàna mikasika ny heloka an-tambajotra sy ireo rindrambaiko mpijirika mba hikendrena ireo mpikatroka

Mbola mamorona lalàna mikasika ny heloka an-tambajotra foana nireo governemanta ao amin'ny Gôlfa mba ho toy ny fiarovana tsy ara-drariny nefa eken'ny lalàna natao hikendrena ireo mpikatroka mpiaro ny zon'olombelona.