Tantara mikasika ny Emirà Arabo Mitambatra tamin'ny Desambra, 2021
SMEX:Fandrahonana ho an'ny zo ankihy ny fisian'Israely ao amin'ny Expo Dubai 2020
Tamin'ny volana Novambra, nampiditra tao anaty lisitra mainty ireo orinasa Israeliana mpanara-maso roa, NSO Group sy Candiru, izay voalaza fa namatsy rindrambaiko mpitsikilo ho an'ny UAE, Arabia Saodita, Maraoka ary Bahrain ny Departemantan'ny Varotra Amerikana.