Tantara mikasika ny Emirà Arabo Mitambatra tamin'ny Novambra, 2018
Masoarabo: Fihaonana mangina sy fiarahabana Eid
Eid ny ao amin'ny tontolo Arabo ary mankalaza ny faran'ny Volana Masina Ramadany miaraka amin'ny tabataban'ny hetsiky ny bilaogin'izy ireo ny bilaogera Arabo.
Masoarabo: Taombaovao miavaka!
Ny Taombaovao no fotoana handinihana ny lasa sy hamolavolana drafitra vaovao ho an'ny ho avy. Inona no lazain'ireo bialogera avy amin'ny tontolo Arabo satria manao veloma farany ny taona 2007 izao tontolo izao ary handray ny taona 2008?
Masoarabo: Afovoany Atsinanana “an-tsary”
Tsy misy zavatra sarotra atrehina ankoatra ny fahaverezana namana akaiky sy ny manjoa ilay bilaogera monina ao Ejypta, Maryanne Stroud Gabbani, raha nanao veloma farany ho an'ny soavaliny Blue Boy ao amin'ireto sary ireto izy.
Serdal: Bilaogera Arabo mpisava lalana avy ao Emirà Arabo Mitambatra
Nilaza i Al-Muahairi, aka Serdal fa nanomboka ny bilaoginy izy satria nieritreritra fa tsy toerana tsara ho azy hamoahana ny heviny intsony ny forums ary te hanana tranonkala tokana ahafahany mametraka izay tiany holazaina izy.