· Jona, 2009

Tantara mikasika ny Emirà Arabo Mitambatra tamin'ny Jona, 2009

Ghana: Ady hevitra, fientanana ary fanantenana amin'ny fitsidihan'i Obama

  10 Jona 2009

Enim-bolana monja taorian'ny fanovana ny fitantanana tao Ghana tamin'ny alalan'ny fifidianana natao tamim-pilaminana ny volana desambra 2008, ary tahaka ny hoe fifanandrifian-javatra fa enim-bolana aty aorian'ny fanovana nankalazaina tamin'ny haino aman-jery tany Etazonia, dia hitsidika an'i Ghana mandritra ny 2 andro ny filohan'i Etazonia Barack Obama amin'ny fiandohan'ny volana jolay...