Tantara mikasika ny Emirà Arabo Mitambatra tamin'ny Aogositra, 2010
Sina: Tantaran'ny “Visa”
Hatraiza fotsiny ny hasarotr'izany, hoy i Chen Zikun mpitoraka blaogy ao amin'ny Sina sady mpanao gazety mahaleo tena ao amin'ny lahatsorany tamin'ny 6 Aogositra, ho an'ireo mpitety tany Sinoa te-haka...
Blackberry misedra tsindry any amin'ny Golfa sy India noho ny ‘code’ fanafenana [Encryption code]

Ny ’ Sampan-draharaha Mpandrindra ny Fifandraisan-davitra [Telecommunications Regulation Authority (TRA)] any amin'ny Emira Arabo Mitambatra sy ny Kaomisiona Saodiana misahana ny Teknolojian'ny Fampitam-baovao sy Fifandraisan-davitra [Communications and Information Technology Commission...