· Febroary, 2012

Tantara mikasika ny Emirà Arabo Mitambatra tamin'ny Febroary, 2012

Tontolo Arabo: Mandria am-piadanana Whitney Houston

  16 Febroary 2012

Niara ory tamin'izao tontolo izao ny Arabo tamin'ny fahafatesan'ilay mpanankato tsara feo Whitney Houston, izay hita faty tao amin'ny trano fandraisam-bahiny nipetrahany tao Beverly Hilton Hotel, 48 taona izy izao namoy ny ainy izao. Nifandimby ny alahelo sy ny dona tamin'ny fanehoan-kevitra tao amin'ny valantserasera, tao ireo nanontany ny antony...