Tantara mikasika ny Emirà Arabo Mitambatra tamin'ny Aogositra, 2017
Nosakanana Tao Emira Arabo Mitambatra Ve Ny Facebook?

Araka ny Download Squad , voasakana ao Emira Arabo Mitambatra ny fidirana amin'ny habaky ny tambajotra sosialy malaza Facebook . Nanamafy ny mpisera aterineto sasany ao Emirà Arabo Mitambatra fa baiko avy amin'ny Etisalat izay an'ny governemanta ny fandrarana.
