Tantara mikasika ny Korea Atsimo
Tapahan'i Osaka Ny Fifamatorana Maha-tanàna Mpirahavavy an'i San Francisco sy Osaka, Noho ny Resaka Sarivongan'ireo ‘Vehivqavy Mpanala Sorisory’
Nanoratra taratasy 10-pejy amin'ny teny Angllisy ho an'ny Ben'ny tanànan'i Osaka - matetika soratra matevina, fehezanteny voatsipika - fitanisàna an'ireo antony mikasika ny fanapahana fifamatorana.
Korea: Fisamborana an'i Minerva
Olo-malazan'ny Aterineto, voasambotra i Minerva nony farany (jereo GV tamin'ny 30/11/2008, anglisy). Ary naparitaka ny mombamomba azy. Nametraka azy ho manampahaizana manokana amin'ny resaka toekarena ireo honohono marobe, manampahaizana manokana amina Tsenambola, na lehilahy iray misahana toerana ambony amin'ny sehatra iraisam-pirenena. Mifanohitra tanteraka amin'ireo tombatombana ireo, fantatra ankehitriny fa telopolo taona ary olona tsy manana asa izy, nahazo diplôma taorian'ny taona roa nanarahany fampianarana ambony.
Korea Atsimo: Blaogy, Blaogera Ary Marika
Na misy aza ny tambajotra izay azo handrafetana ny fisakaizana ho mafy orina, dia tsara kokoa ny tena fihaonana hita maso mba hifankahalalana betsaka kokoa.
Korea: Inona ny fantatrao ary tahaka ny ahoana ny ahafantaranao azy
Nampiditra sary fanehoana ny bilaogera iray ary miresaka ny dikan'ny fahalalàna sy ny fomba ahafahana manorina ambonin'ny fahalalàna.
Korea: 518, Fandripahana tao Gwangju
518 ny tarehimarika. Tarehimarika tsy adinon'ny Koreana. Feno '518' nandritra ny andro maromaro ny bilaogy ho fahatsiarovana ny Fandripahana tao Gwangju (Hetsika Demaokratizasiona tao Gwangju) tamin'ny 18 May 1980.
Iran: Bilaogera manoratra boky momba ny fiantraikan'ny aterineto
Cyrus Farivar dia bilaogera, mpanao gazety sady mpanoratra monina ao Etazonia. Manoratra boky momba ny fiantraikan'ny aterineto eo amin'ny fiarahamonina izy ankehitriny. Manoratra momba ny fiantraikan'ny aterineto ao Iran, Senegaly, Korea Atsimo ary i Shipra.
Korea Atsimo: Namono tena izy rehefa voaheloka ho nanolana ny vadiny
Sambany vao nisy lehilahy voaheloka noho ny fanolanana ny vadiny tany Korea Atsimo, ka nahatonga ity lehilahy ity hamono tena.
Tranonkala Koreana Notafihan'ny Shinoa Mpijirika
Voajirika ilay tranonkala lehibe indrindra fanaovana lavanty ao Korea, "Auction", tamin'ny volana Febroary ary very tamin'izany ny mombamomban'ny mpanjifa miisa 11 tapitrisa farahakeliny. Tsy ela akory izay, fantatra fa Shinoa ireo mpijirika.
Mampitambatra ny vehivavy hanohitra ny fihetsika fanambatiana vehivavy ataon'ny filohan'i Filipina Rodrigo Duterte ny fanentanana #BabaeAko
"Renim-pianakaviana, mpampianatra, Filipiana aho. Manameloka an'i Duterte aho noho izy mpankahala vehivavy sy milaza fa "azo ekena" ny fankahalana sy ny fanafihana vehivavy."
Korea: Vahiny Eo Amin'ny Fahitalavitra Koreana
Misy fandaharana eo amin'ny fahitalavitra mikasika vehivavy vahiny mahay miteny Koreana ary maneho ny heviny momba ny fiarahamonina sy ny kolontsaina Koreana