Tantara mikasika ny Trinite sy Tobago tamin'ny Febroary, 2015
Karaibiana Mpianatra Lalàna, Mirotsaka Miady Amin'ny Fanondranana Olona
"Ninoanay fa tsy dia nahazo loatra ny fahatakàrana tokony nomen'ny rehetra azy ny fandinihana ny olan'ny fanondranana olona, ary andraikitray ny misarika ny saina hifantoka amin'izy io."