Tantara mikasika ny Trinite sy Tobago tamin'ny Marsa, 2020
‘Ho rakotry ny hiranao ireo toeram-pisotroana': Faraveloma ataon'i Karaiba ho an'i Kenny Rogers

"Niankina tamin'iny, Kenny Rogers, rehefa mandao ny latabatra lavabe filokàn'ny fiainana ny "coronavirus", maka ny marobe aminay hiaraka aminy, mbola ho rakotry ny hiranao ireo toerana fisotroana."
Lalao Olaimpika, sambany nandefa “gymnaste” i Trinité-et-Tobago saingy tsy ilay noeritreretinao
Namotika ny nofinofy olaimpikan'i Thema Williams ny fanambaràna vao haingana nataon'ny Kaomity Olaimpika ao Trinité-sy-Tobago.



