Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Novambra, 2019

Tantara mikasika ny Trinite sy Tobago tamin'ny Novambra, 2019

Karaiba-Etazonia : Fa mba aiza no misy an'i Allen Stanford ?

Hatraiza ireo mpanao politika any amintsika no ho voasaringotra anatin'ireny andrim-panjakana marary ireny ary indrindra indrindra, iza no mitantana azy ireny ? Raha tena misy tokoa ny fifandraisany amin'ireo mpanao politika any amintsika, hatraiza no fiantraikan'izany amin'ireo fepetra sy fanapahankevitra politika ?

Nosamborina ilay mpikatroka Trinidadiana mitaky ny famelana ny fampiasana rongony ho fitsaboana

Tamin'ny 18 Oktobra 2019, nijoro teo amin'ny sisin-dalana ivelan'ny parlemantan'i Trinite sy Tobago ilay mpikatroka Nazma Muller mba hanohy hanery ny governemanta hampihatra ny lalàna misy momba ny rongony marijuana ho an'ny fitsaboana.