Tantara mikasika ny Trinite sy Tobago tamin'ny Marsa, 2019
Porofoin'ny Tranonkala iray Miady Amin'ny Henatra Noho ny Toebatana Fa Natao #HoAnyRehetra #everyBODY ny Karnivaly (Fetibe)
"Noho ireo mpanao sarontava toa an-dry Candice Santana sy ireo mpanjohy anay dia azonay atao ny mitondra hazavana iray hafa ho eo amin'izay tena fahitàna ny fanehoana marina sarontava."."
Tsy mampiasa ny 737 MAX an'ny Boeing ny Caribbean Airlines, saingy mbola manontany foana ireo mpandeha
Tojo olana tao ivelan'ny renivohitr'i Ethiopia, Addis Ababa ny zotra-piaramanidina Etiopiana Boeing 737 MAX 8 tamin'ny 10 Martsa 2019, ity no fianjerana Boeing 737 MAX faharoa tao anatin'ny dimy volana. Tamin'ny volana Ôktôbra 2018, nianjera tao amin'ny ranomasimbe tany Indonezia minitra vitsy taorian'ny niaingany Lion Air. Samy tsy nisy velona ny mpandeha rehetra tao anatin'ireo lozam-piaramanidina roa ireo.