· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Trinite sy Tobago tamin'ny Novambra, 2018

Trinidad sy Tobago: Ny Fahasalaman'ny Praiminisitra

  06 Novambra 2018

Taitra ireo vahoaka ao Trinidad sy Tobago omaly noho ny filazambaovao mikasika ny homamiadan'ny voa mahazo ny Praiminisitra Patrick Maning. Raha toa ka vitsy ireo blaogera no naneho hevitra ampahibemaso, tao anatin'ireo karajia manokana toy ny an'ny Facebook, nirehidrehitra ireo adihevitra mikasika ny vokatry ny toe-pahasalaman'i Manning.