Tantara mikasika ny Trinite sy Tobago tamin'ny Janoary, 2017
Latsa-bato Mihoatra Ny Iray Dia Afaka Mandràra ny Fanambadian'ny Ankizy i Trinidad sy Tobago
Tsy ho ara-dalàna intsony ao Trinidad sy Tobago ny fanambadian'ny ankizy atsy ho atsy. Lany ny volavolan-dalàna momba ny fehezan-dalànan'ny mariazy, izay nampahafantarin'ny mpampanoa lalàna ao Trinidad sy-Tobago tao amin'ny antenimieran-doholona ao amin'ny firenena, folo andro lasa izay
Fomba Vaovao Famoahana Tapakila Nanorisory Ireo Mpankafy Fialam-Boly Fetibe Tao Trinidad
Toa nahasorena ireo mpankafy Fetibe ao Trinidad sy Tobago maro ny Fetibe goavana malaza iray. Mety mieritreritra angamba ireo mpikarakara ny Soaka 2017, izay hatao amin'ny 29 Janoary ho avy izao, fa maranitra an-tserasera izy ireo amin'ny fitakiana ireo mpifety handalo dingana andiany dimy rehefa mividy tapakila.
Fanambarana Nanaitra Tamin'ny Fanazavan'ny Filohan'i Trinidad & Tobago Momba Ilay Hofantrano Naha-be Adihevitra
"Izay nataon'ny filoha dia ny nijanonana tao amin'ny trano izay tsy zakan'ny fenitra misy azy ary naka ny vola ho any am-paosiny."