Tantara mikasika ny Trinite sy Tobago tamin'ny Jona, 2020
Tsangambato tranainy, sarintany vaovao
"Tsy izany mihitsy no heverin'ny mpankasitraka ao an-toerana an'i Columbus atsangana: ho azy ireo, tsy hoe manapaka ihany ny sarintany taloha, fa tokony mbola hanapaka, na inona na ahoana ny habetsahan'ny ra latsaka tamin'izany."
Hetsipanoherana “Black Lives Matter” tao Trinidad & Tobago nitarika nankany amin'ny resaka foko
Avoitran'ny hetsika "Black Lives Matter" ny fanavakavahana misy ao amin'ilay firenena nosy roa mitambatra
COVID-19 sy hantsana nomerika anatin'ny rafitra fampianarana ao Trinidad & Tobago
Isika tsy maniry toedraharaha iray hoe lasa loza mitatao be mihoatra noho ny COVID-19 ny fanilikilihana ireo mpianatra
« Ny hadisoana vitako no tsy maintsy resahako raha hiresaka momba an'i George Floyd »
Sainiko ireo fotoana nanaikerako ny molotro fony ireo dadatoako niala vonkina nitroatra noho ny fihetsika mahatsikaiky nataon'ireo mainty, ny hakamoan'izy ireny, ny tsy fahaizany...
Tokony hidika zavatra maro amin'i Trinidad & Tobago ny andro erantany ho an'ny tontolo iainana amin'ity taona ity
Raha nisy ny vaovao nitondra fankaherezana, mijanona ho tsy resy lahatra kosa ireo mpampiasa media sôsialy fa mbola tsy akaiky ny hifaranan'ny tolona hiarovana ny tontolo iainana.
Fanarenana indray ny toekarena ao Karaiba na mitatao aza ny COVID-19
Amin'ny maha-loharano goavana ho an'ny fifanakalozana ivelany sy loharanon'asa ho an'ny faritra, nanomboka lasa tena maika ny fanokafana am-pitandremana ny sisintany hidiran'ireo mpitsidika avy any ivelany