Tantara mikasika ny Trinite sy Tobago tamin'ny Novambra, 2022
Fatiantoka sy Fahapotehana ao Karaiba: Hitanay, Tsapanay ary fantatray izany
Tao Karaiba, nisy fiantraikany ratsy be ny olan'ny toetrandro, tamin'ny famokarana sakafo, ny fahasalamana, ny rohivoary, ny fizahantany, ny fahafahana mahazo rano fisotro, ny famokarana herinaratra, ny fitadiavana fivelomana, ny fahafahan'ny olombelona mamokatra, ireo fototdrafitrasa tena ilaina sy ny fampandrosoana ara-toekarena.
‘Zazavavy manana fo Haindò’
Manana izay ananako aho, izay mitovy amin'ny ananan'ny zanak'i Lakshmi vavy sy lahy maro any am-pielezana, any an-tanindrazana, rehefa tsy ampy fiaraha-monina... manana ny foko aho"