Tantara mikasika ny Trinite sy Tobago tamin'ny Desambra, 2020
Didim-pitsaràna tao Trinidad & Tobago manome alàlana ny fandroahana zaza Venezoeliàna tsy ampy taona
. Taorian'ny nandroahana hiverina an-tanindrazana ilay andiana Venzoeliàna, ary avy eo naverina tao Trinidad & Tobago, mpitsara iray avy ao amin'ny Fitsarana Antampony no namoaka didy hoe manana zo hampihatra ny lalàna anatiny ny fanjakàna