Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jona, 2016

Tantara mikasika ny Trinite sy Tobago tamin'ny Jona, 2016

Tena Tsy Resy Lahatra Amin'ilay Hevitra Fitsangatsanganana Soca An-dRanomasina Soca avy amin'ny Ministeran'ny Fizahantany Ny Olona Sasany Ao Trinite Sy Tobago

"Sambon'Adala" no niantsoan'ny mpampiasa Facebook iray ilay drafitra, raha ny iray hafa nanontany tena hoe, "ahazoana tombony ny fampiasam-bola. Inona no soa azo avy amin'io?"

Miteny An'ireo Mpitsikera Ny Fanambadian'Ankizy Any Trinité & Tobago Ny Mpitarika Fivavahana Hindo Hoe ‘Ny Raharahanareo iasàna Saina’

"Izany mihitsy no karazana hevitra izay, raha avela kely fotsiny hihitatra ao an-dohanao, mahalasa adala.."

Trinidad Sy Tobago: Miverina Mandinika Ny Lalànan'ny Fanambadiana Taorian'ny Tosika Hanekena Fa Fanararaotana Ny Fanambadian'Ankizy

Fiarahamonina iray ahitana fifanoheran-kevitra i Trinidad sy Tobago: nekena vao tsy ela akory ho 16 hatramin'ny 18 taona ny taona ara-dalàna ahazoana miditra eo amin'ny sehatry ny firaisana ara-nofo, na misy lalàna iray hafa momba ny fanambadiana milaza zavatra hafa mihitsy aza.

Olana Ao Trinidad Sy Tobago? Manorata Amin'ny Mpanjakavavy!

Tezitra noho ny haavon'ny heloka bevava ao amin'ny firenena ny olompirenena iray ka nanoratra ho an'ny Mpanjakavavin'i Angletera mba hitady fanampiana. Namorona tenifototra iray ireo mpampiasa media sosialy.

Fara-fanànana An'i Holly Betaudier, Lehilahy Iray Nanokana Ny Fiainany Hampiroboroboana Ny Fahasamihafàna Ara-Kolontsaina Tao Trinidad & Tobago

"He created the bridge between successive generations and offered [...] the experiences of many of our early artists who painted the tapestry of life in Trinidad and Tobago!" Namorona tetezana mampifandray ny andiany nisy azy sy ireo taranaka nifandimby izy, [...] ireo zavatra niainan'ireo mpankanto maro tany am-boalohany izay nandoko...