Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Aogositra, 2017

Tantara mikasika ny Trinite sy Tobago tamin'ny Aogositra, 2017

Lalao Cricket An-tanànakely, Amin'ny Endrika Karibeana

Amin'izao vanim-potoana izao, mitodika any amin'ny lalao cricket ny eritreritry ny Karibeana miteny anglisy . Rehefa mivezivezy manodidina ny iray amin'ireo faritra zanatany Britanika teo aloha ianao dia mety hahita sehatra maitso tahaka ity iray ity ao amin'ny tanànakelin'i Howsen, Trinite.

Fanomezana Fetin'ny Fahaleovantena Alohan'ny Fotoana ny Medaily Volamena Azon'i Trinite & Tobago

Tafiditra ho tantara ny ekipan-dehilahin'i Trinite sy Tobago fa sambany nahazo medaily volamena tamin'ny hazakazaka 4x400 nandritra ny IAAF taona 2017 -- ary nahazo fitiavana avy amin'ny faritra ihany koa!