Tantara mikasika ny Haiti tamin'ny Oktobra, 2016
Miverina Indray Ny Resaka Tokony Ho Onitra Aloan'i Frantsa An'i Haiti Taorian'ny Fandravaravana Nataon'ny Rivodoza Matthew
Rehefa nandrisika ny olona "hanampy ny Haisiana, fa tsy ny kapitalistan'ny voina" ny bilaogera taorian'ny nandalovan'ny Rivodoza Matthew, dia niverina nahazo sehatra indray ny tokony ho onitra aloan'i Frantsa.