Tantara mikasika ny Haiti tamin'ny Marsa, 2018
Japana: Ireo Labozia Ranomandry Mamelom-panantenana Ho An'i Haiti
Over 100 international students of the International University of Japan joined together to build a snow ball in lighting the candle of hope for Haitians who have been suffering from the earthquake devastation since January 12th. Mpianatra maherin'ny 100 avy amin'ny firenena samihafa no niara-nanangana baolina ranomandry mba handrehetana ny...
Pôrtô Rikô: Nalahelo Noho Ny Horohorontany Ny Bilaogera
Tokony ho tsaroana amin'ny tantaran'ny heriny sy ny fiaretany tsy manam-petra i Haiti. Haïti no firenena voalohany tany Amerika Latina nahazo ny fahaleovan-tenany, ary repoblika mainty voalohany taorian'ny fanjanahan-tany manerantany. Ankehitriny, tsy maintsy tsaroana mihoatra ny hatramin'izay, ny vahoaka Haitiana sy i Haïti..
Repoblika Dominikana: Manampy An'i Haiti Mpifanolo-bodirindrina Taorian'ny Horohorontany
Ifampizaran'i Haiti sy ny Repoblika Dominikàna ny nosy Hispaniola. Raha ny tao amin'ny Repoblika Dominikàna ihany no niharan'ny horohorontany, nijaly ny faharavàna goavana i Haiti taorian'ny horohorontany. Manao izay vitany mba hanampiana ny mpifanolo-bodirindrina aminy ny Dominikàna.
Haiti: Mikaonty Ny Fotoana Ho An'ireo Tafavoaka Velona Tamin'ny Horohorontany
Amerikana mpanampy mpitsabo 24 taona i Keziah Furth, izay miasa ho an'ny ankizy ao Haiti. Afaka niantso tany an-trano izy androany, ary nandefa ity tantara ity mikasika ny zava-niainany hatramin'ny horohorontany tao amin'ny bilaoginy, Mwen renmen ti moun Ayiti yo!
Haiti: Sioka Avy Eny Ifotony
Satria manakoako manerana izao tontolo izao ny hatsiravin'ny horohorontany tany Haïti, mponina ao an-toerana maromaro, mpanao gazety avy any ivelany, ary mpiasa mpamonjy voina no nisioka avy eny ifotony. Misy ireo miasa mba hanangona fanampiana sy vola, ny hafa kosa miezaka mampiseho amin'izao tontolo izao ny zava-mitranga ao Haiti.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...