Tantara mikasika ny Haiti tamin'ny Novambra, 2023
Manao ahoana ny hevitry ny governemantan'i Jamaika manoloana ireo Haitiana mpitsoa-ponenana?
Misy amin'ireo mpisera media sosialy sy mpiaro ny zon'olombelona no miampanga ny governemanta Jamaikana ho "tsy miraharaha" sy "tsy madio fo" amin'ny fikarakarana ireo Haisiana mpitsoa-ponenana.