Tantara mikasika ny Haiti tamin'ny Aogositra, 2020
Haïti, mitombo ny fiampangàna ny governemantan'i Jovenel Moïse ho mifandray tendro amin'ireo mpanomana heloka bevava
"[...] andian-tafika mpandeha an-tongotra tsy mivadi-belirano no ijeren'ny governemantan'i Moïse azy ireo, izay mamoritra ny tsy fandriampahalemana, manakenda ireo feo mpanohitra ary manamafy ny fanohanana ara-pôlitika manerana ny renivohitra."