· Febroary, 2011

Tantara mikasika ny Haiti tamin'ny Febroary, 2011

Haiti: Herintaona lasa izay…Tsaroantsika tsara

  02 Febroary 2011

Herintaona androany ny nitrangan'ilay horohorontany nandravarava tao Haiti. Ireo mpitoraka bilaogy Haitiana dia mahatsiaro sy manome sitraka ireo velon'aina tamin'io voina io, na dia fantatsika aza fa mbola marobe ireo asa fanarenana tsy maintsy atao.