Tantara mikasika ny Haiti tamin'ny Desambra, 2014
Sekoly Fitaratra Ao Haiti Mampianatra Ireo Ankizy Amin'ny Teny Kiriolona Fa Tsy Amin'ny Teny Frantsay
Hatramin'izay dia ny teny frantsay no teny enti-mampianatra tao Haiti, eny fa na dia vitsy aza ny mpianatra teny niteny azy ity. Misy ankehitriny ny hetsi-pirenena manosika ho amin'ny fanabeazana ho amin'ny tenin'ny mponina hatry ny nahaterahana amin'ny teny kiriolona.