Tantara mikasika ny Haiti tamin'ny Oktobra, 2014
Tsy Nampitony Ireo Haisiana ny Fahafatesan'i “Baby Doc”
Tsy nizaka ny heloka vitany fahavelona avokoa ireo mpanao didijadona Jean-Claude sy Francois Duvalier; mbola tandroka mamely ny Haitiana maro ihany ny tsy nampiharana ny rariny (fitsarana).