Tantara mikasika ny Haiti tamin'ny Febroary, 2012
Haiti: Fanehoan-kevitra Tanaty Aterineto Momba Ny Raharaha Duvalier
Tamin'ny faran'ny volana Janoary 2012, ny mpitsara mpanao famotoana mitady vesatra mikasika ny zon'olombelona hanenjehana an'ilay mpanao didy jadona voaongana tany Haiti, Jean-Claude "Baby Doc" Duvalier, dia nanapa-kevitra fa "tapitra ny fe-potoana voafetran'ny lalàna mikasika ireo fanitsakitsahana ny zon'olombelona - tsy izany kosa anefa ny amin'ny fangalàran'i Duvalier ny volam-panjakàna.
Karaiba: Andron'ny Mpifankatia Izao; Tsapanao Ve Ny Fitiavana?
Ao an-tsainy sy ao am-pon'ny mpamahana bolongana Karaiba ny fitiavana androany; ity topi-maso vetivety hoentin'izy ireo mikasika ny fomba fankalazan'izao tontolo izao izany fitiavana izany – izay eo amin'ny tontolon'ny bilaogy –...