Tantara mikasika ny Haiti tamin'ny Oktobra, 2021
Voahazona amin'ny resaka fifindra-monina ao Jamaika ilay olona voalohany ahiahiana ho namono ny filoham-pirenena Haisiana
Mbola ho fantatra ny antsipirihany, saingy voasambotra tao Jamaika ny ahiahiana, teratany Kolombiana Mario Palacios Palacios ary nogadraina amin'ny fiampangana ara-pifindra-monina.