· Jona, 2013

Tantara mikasika ny Haiti tamin'ny Jona, 2013

Hamongotra Ny Andiana Fifindra-monina Vaovao Ve Ny Breziliana?

  30 Jona 2013

Mitarika andiana fifindra-monina any Brezila ny krizy ara-bola maneran-tany, ady ary ireo hetraketraky ny tontolo iainana. Ny fampiroboroboana ireo politikan'ny fifindramonina mahomby, noho izany, dia mitondra fandraisan'anjara amin'ny lazan'i Brezila ho tanjaka maneran-tany vao misondrotra.