Tantara mikasika ny Haiti tamin'ny Desambra, 2015
Nidina An-dàlambe Ny Haitiana Ho Fanoherana Ny Voka-Pifidianana
Hamafisin'ny Haitiana fa tsy marina ny vokatry ny fifidianana natao tao amin'ny firenena vao haingana teo, ka nahatonga hetsika goavana an-dàlambe, izay vetivety foana dia nanjary nahery vaika.