Tantara mikasika ny Haiti tamin'ny Mey, 2015
Ireo Tsy Manam-Pirenena Niaviana Ao Amin'ny Repoblika Dominikana : Ny Tantaran'i Juliana Deguis
Tamin'ny Septambra 2013, namoaka didy izay mamerina ireo 200.000 Dominikana manam-piaviana Haitiana ho tsy manana zom-pirenena ny Fitsarana Avon'ny Repoblika Dominikana.