Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jolay, 2018

Tantara mikasika ny Israely tamin'ny Jolay, 2018

‘Raha tsy voarakitra izany, dia tsy nitranga': Volavolan-dalàna handràra ny fakàna sarimihetsika sy ny sarin'ireo miaramila eo am-perinasa ao Israely.

Mamolavola lalàna mety hametra ny fanehoan-kevitry ny mpikatroka sy ny mpanao gaety mpitsikera ny politikany ao amin'ny faritra Palestiniana doboin'i Israeliana ireo mpanao lalàna Israeliana.

Tamin'ity herinandro ity tao Israely: taorian'ny fifidianana, fametrahana firaisan-dia

(Lahatsoratra teny anglisy nivoaka tamin'ny avrily 2006) Araka ny efa nolazaina mialoha, ny Kadima notarihan'i Ehud Olmert no nahazo ny toerana betsaka indrindra tao amin'ny Knesset (parlemanta) tamin'ny fifidianam-pirenena tamin'ny herinandro farany teo (faran'ny volana marsa 2006), nahazo toerana 29 tamin'ny 120. Lavo ny Likud, notarihan'i Benjamin (Bibi) Netanyahu: toerana 11 monja no...

Netizen Report: Mijery lalàna vaovao hanakanana ny fahalalaham-pitenena ireo mpanao lalàna Israeliana

Ny Advox Netizen Report dia manome topi-maso iraisam-pirenena momba ny fanamby, fandresena sy ny vaovao malaza momba ny azo an'aterineto manerantany. 

Palestina: Deir Yassin, notsarovana in-60 mihoatra

Manamarika ny fandripahan'olona tao Deir Yassin, izay namonoan'ny kômandôn'ny Irgun (tarihin'i Menachem Begin) sy ny Stern Gang vao maraimbe ireo Palestiniana miisa 100 tany ho any ny andron'ny 9 avrily [1948]. Mahatsiaro izany ny bilaogera