Tantara mikasika ny Israely tamin'ny Septambra, 2010
Isiraely: Noporofoin'ny manampahaizana Isiraeliana fa “sarotra ho an'ny ati-doha” ny teny Arabo
Nanambara ny fanadihadiana vao haingana fa nahita porofo amin'ny vinavinany amin'ny hoe sarotra kokoa ho an'ny atidoha ny mamaky ny teny Arabo noho ny mamaky ny teny Hebreo na ny teny Anglisy. Mitondra ho antsika ireo fihetseham-pon'ireo mponina amin'ny aterineto mikasika izany i Gabriel Nada