Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Septambra, 2017

Tantara mikasika ny Israely tamin'ny Septambra, 2017

Rakipeo Global Voices – Antsafa Niarahana Tamin'i Lisa Goldman, Bilaogera Monina Any Tel Aviv

Niala tao Canada nankany Tel Aviv, Israely i Lisa Goldman, taona vitsivitsy lasa izay.  Mpandray anjara tsy tapaka ato amin'ny Global Voices i Lisa ary mamahana bilaogy momba ny fiainana ao Isiraely ao amin'ny On the Face.