Tantara mikasika ny Israely tamin'ny Janoary, 2008
Ny fitsidihan'ny prezida Bush any Isiraely
Olmert, Bush, ary Abbas nandritra ny fikaonandoham-pandriampahalemana tao Annapolis tamin’ny Novambra 2007 at the Annapolis Peace Summit. Saryavy amin’ny United States Department of State. Tonga tao Isiraely androany (alarobia) ny filoha Amerikana George W. Bush ary tamin’ity indray mitoraka ity dia nanan-kambara ny Isiraeliana mpiteny anglisy. Fomba fijery avy hatrany...
Isiraely: Gilad Shalit atakalo gadra nahalatsa-dra
Gilad Shalit dia ilay miaramila isiraeliana iray voasambotry ny mpitolona Palestiniana teo ampiampitana sisintany tamin’ny 25 jona 2005, ary notazonin’ny Hamas nanomboka hatreo. Efa maromaro ihany ny fanelanelanana diplomatika hifanakalozana babo eo amin’ny Hamas sy Israel fa gadra palestiniana anjatony no takiana hanakalozana an’i Gilad. Dia namepetra ny isiraeliana fa...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...