Tantara mikasika ny Israely tamin'ny Jolay, 2008
Libanona: Siria sy Isiraely
“Firifiry ny isan'ny misolelaka any amin'ny fitondrana Siriana (manohitra an'Isiraely) mandritra ny herinandro? Ny valiny: feno. Koa miangavy re: teneno ny fitondrana Siriana tsy hiteny amin'ny anaran'ny Arabo manontolo raha...
Iran: Maneho hevitra amin'ny fifanarahan'ny Hezbollah sy Isiraely ny bilaogera Iraniana
Raha faly amin'ny fanafahana ny gadra Libaney any Isiraely ny fitondram-panjakana Iraniana, nanontany ny momba ireo Iraniana nosamborina any Libanona kosa ny mpamaham-bolongana Iraniana, hoy Hamid Tehrani, izay nanangona ireo fanehoan-kevitry ny mpamaham-bolongana Iraniana voangona ato amin'ity lahatsoratra ity.
Palestina: Vono olona sa horohoro mandripaka?
Ny arabo irery ihany no mpampihorohoro … no vakin’ny lohahevitra ao amin’ny bloagy live from occupied palestine. Ny mpitoraka blaogy dia mindrana ny pejy voalohany mivandravandra (La Une) avy amin’ireo...
Palestina : Nomena loka, avy eo nampijaliana ny mpanao gazety Mohammed Omer
I Mohammed Omer dia mpanao gazety mbola herotrerony avy o Rafah, any Gaza. Vao herinandro maromaro lasa izao dia nahazo ny loka “Martha Gellhorn Award” izy noho ny fanadihadiana nataony...
Israely : Tsy homeko voanjo intsony ianao !
Shalom Rav no manala sarona ao amin'ny Jewschool [sekoly Jiosy] fa Israely hono no firenena fatra-pihinana voanjo indrindra eran-tany, misy anefa tatitra nivoaka vao tsy ela manambara fa mety ho fanondranana voanjo an-tsokosoko avy...