Tantara mikasika ny Israely tamin'ny Septambra, 2009
Ejipta: Ny fitiavam-pisehosehoan'i Naglaa El Emam
Lohatenim-baovao maro indray no nampiseho an'ity mpahay lalàna Ejipsiana maha-be resaka ity. Eto indray dia ny niovany finoana ho kristiana no anton-dresaka. Mitantara ho antsika i Marwa Rakha.