Tantara mikasika ny Israely tamin'ny Aogositra, 2017
Etazonia: Inona Marina No Lazain'ilay Saribakoly Miteny?
Raha mihevitra ianao fa tsy midika na inona na inona ny fibadabadan'ny zazakely dia mieritrereta tsara aloha vao miteny izany! Manontany momba ilay "saribakoly miteny" avy amin'ny Fisher Price, mpanamboatra Bébé Câlin, izay toa nomelohina fa niteny hoe: "Fahazavana ny finoana Islamo" ny tontolon'ny bilaogy.
Mandrara Ny Shawarmas Tsiron'Akoho I Jordania
Misaona ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana noho ny fandraràna ny fivarotana shawarmas misy akoho - akoho, salady, tahini, mifono ao anatin'ny mofo matsiro ireo rehetra ireo.
Palestina: Ireo “Mpandeha Lavitra Hoan'ny Fahalalahana” Mihantsy ny Fanavakavahana Anaty Fiara Fitateram-bahoaka
Ny 15 Novambra, andiana Palestiniana mpikatroka no voasambotra raha iny nandeha tanaty fiara fitateram-bahoaka nitatitra israeliana mpanjanaka iny. Miantso ny tenany hoe “The Freedom Riders” (Ireo Mpandeha Lavitra Hoan'ny fahalalahana) ireo mpikatroka ireo, hevitra nalaina avy amin'ireo amerikana mafana fo mpiaro ireo zo sivily tamin'ny taona 1961