Tantara mikasika ny Israely tamin'ny Avrily, 2008
Siria:Vaovao mipoapoaka momba ny niokleary
Omaly, Ny CIA dia namoaka vaovao momba ilay tondroina ho foto-drafitrasa (reacteur) niokleary Siriana naorin’ny Koreana tavaratra. Nitalakotrokotroka ny fivoak’izany tamin’ireo fampahalalam-baovao samihafa. Ny tantara dia nanomboka tamin’ilay fanafihana an’habakabaka...
Isiraely: Figadran'ny lehiben'ny polisy Iraniana
“Mety ho tsaroanareo angamba ny amin'ilay lehiben'ny polisy Iraniana ary ampita ary izay tratra niboridana niaraka tamina makorenila enina tany an-tranondopy.Ie, ankehitriny toa re fa mbola hiray efitra amina olona...
Israely : Ny fampiasan'ny tovovavy finday amin'ny fiarahan'olon-droa
Milalao Afo : Ny fampiasan'ny tovovavy palestinianina any Israely Finday [ANG – PDF] [Playing With Fire: On the domestication of the mobile phone among Palestinian teenage girls in Israel] no...
Isiraely: Voka-pikarohana momba ny fampiasan'ny sipa Palestiniana finday hifanaovana fotoana
Milalao afo? izany no ataon'ny adolantsento vavy palestiniana raha manaiky omen'ny sipany finday izy, ary tsy maintsy manafina izany amin'ny ray aman-dreniny sy ny fianakaviany, voka-panadihadiana vaovao no indro velabelarin'i...
Syria: 60 taona taorian'ny Deir Yasin
“Raha miomana hankalaza ny faha-60 taona ny Isiraeliana, ary ny palestianiana kosa feno 60 taona izay ny nakana ny tany taminy, dia tsy maintsy manome voninahitra ireo lavo tao anatin'ny...
Isiraely : Orinasa isiraeliana mivoatra endrikendrehina fa mangala-bato any Zimbabwe
Tamin’ny Zoma 28 marsa dia nisy gazetinkala antsoina hoe “Zimbabwe Online” (Zimbaboe eo ampifandraisana) namoaka lahatsoratra namoaka lahatsoratra miampanga ny Cogniview, orinasa an-dalam-pivoarana Israeliana, ho manampy an’i Robert Mugabe hangala-bato....