Tantara mikasika ny Israely tamin'ny Janoary, 2019
Ejipta: Libaney iray any Ejipta – Avy amin'ny Fibodoana mankany amin'ny Fanafahana
Indray andro, nahatsiaro ho afa-baraka izy, ary ny andro taorian'izay, nahatsiaro ho afaka. Izany no tantaran'i Layal El Katib, bilaogera Libaney iray nipetraka tany Ejipta nandritra ny fotoana naharitra, nentin'i Tarek Amr ho antsika.
Lehilahy Nigerien iray tafahitsoka am-bolana maro ao amin'ny seranam-piaramanidina Ethiopiana
"Natory tambony seza aho, indraindray matory ao amin'ny moskea, efa roa volana aho izao no tsy nandro satria tsy misy fandroana ny seranam-piaramanidina, ny tavako, ny tanako ary ny tongotro ihany no sasako, dia izayr."
Israely: Nankatoavin'ny rehetra ny volavolan-dalàna momba ny sivana
(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Ny volavolan-dalàna momba ny sivana ho an'ny aterineto vetaveta sy feno herisetra izay natolotr'i Amnon Cohen avy amin'ny antoko...
Ejypta: Ahoana no ahafahantsika manampy an'i Gaza?
Manao hetsika ireo bilaogera Ejiptiana ho fanohanana an'i Gaza izay niharan'ny fanafihan'ny tafika Israeliana nandritra ny herinandro.
Ejypta: Fihaonambe ara-pinoana sy ny fifandraisana Arabo-Isiraeliana
Sambany nipetraka tamin'ny efitrano iray niaraka tamin'ireo mpitondra ara-politika Israeliana ny mpanjaka Saodiana Abdullah, nandritra ny fihaonambe "ara-pinoana" karakarain'ny Firenena Mikambana, natao tao New York, Etazonia.
Marobe ny fiarahabana ny mpanjakavavy Rania noho izy nahazo ny Loka “Visionary” Youtube
Miondrika manaja ny Mpanjakavavin'i Jordania, Rania, sy ny hetsika fanentanany ao amin'ny YouTube, ireo bilaogera avy any Afovoany Atsinanana sy Afrika Avaratra, taorian'ny nahazoany ny loka tamin'ny Loka Visionary YouTube noho ny fananganana fantsom-pifandraisana an-tserasera hiadiana amin'ny fitsarana an-tendrony sy ny hevi-diso mikasika ny Arabo sy silamo.