Tantara mikasika ny Israely tamin'ny Oktobra, 2010
Isiraely: Korian'ny fianianana ho mahatokin'ny Firenena ny demaokrasia
Nolanian'ny filankevitry ny governemanta Isiraeliana tamin'ny 22-8 ny volavolam-panitsiana ny lalàna fizakana ny zo Isiraeliana, izay mitaky amin'ireo rehetra mangataka zom-pirenena ny fanekena an'Isiraely ho "fanjakana Jiosy ny demaokratika." Niteraka adihevitra an-tserasera izany.