Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Mey, 2011

Tantara mikasika ny Israely tamin'ny Mey, 2011

Teknolojia ho amin'ny fangaraharana: Tatitra farany

Faly ny Tambajotran'ny teknolojian'ny fangaraharana fa mivoaka izao ny tatitra farany , Sarintanin'izao tontolo izao momba ny fampiasana ny teknolojian'ny fangaraharana sy ny asa madio. Vao navoakan'ny Transparency and Accountability Initiative (@TAInitiative) miaraka amin'ny tatitra am-polony hafa momba ny hetsika fampangaraharana asa manerana izao tontolo izao izy io. Mifototra amin'ny...

Palestina: Fihetsiketsehana Hanoherana ny Fibodoana, Sy Ho An'ny Firaisam-Pirenena

Tato anatin'ny taona vitsivitsy, nahita ny taniny sady bodoin'ireo fanorenana Jiosy sy ny rindrina fiarovana natsangan'i Israely ao Cisjordanie ireo tanàna Palestiniana ao Andrefan'i Gaza ao. Any amin'ireo tanàna tahaka an'i Nabi Saleh, Bi'lin ary Ni'lin, namaly izany tamin'ny fanatanterahana hetsika milamina isan-kerinandro ireo mponina eny an-toerana. Tsy nivoana tamin'izany...